Job 16:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny fahatezerany no amiravirany sy andrafiany ahy, mihidy vazana amiko Izy; eny, miseho ho fahavaloko Izy ka mampivandravandra ny masony amiko;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hatezerany mamiravira sy manenjika ahy; mikitro-nify amiko Izy; ary fijery mivandravandra no atifitry ny fahavaloko ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Am-pahavinirana no amiraviran’Andriamanitra ahy; manao haza lambo ahy Izy sy mikitro-nify amiko. ary mivandravandra miseho ho fahavaloko.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny fahatezerany no amiravirany sy andrafiany ahy, mihidy vazana amiko Izy; Eny, miseho ho fahavaloko Izy ka mampivandravandra ny masony amiko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny fahatezerany no amiravirany sy andrafiany ahy, mihidy vazana amiko Izy; eny, miseho ho fahavaloko Izy ka mampivandravandra ny masony amiko;
malagasy
Amin'ny fahatezerany no amiravirany sy andrafiany ahy, mihidy vazana amiko Izy; Eny, miseho ho fahavaloko Izy ka mampivandravandra ny masony amiko;