Job 17:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa ho ritra ny aiko, efa mitsilopilopy ny androko, efa miandry ahy ny fasana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa mihareraka ny fofon’aiko, efa milopilopy ny androko; ny fasana sisa mba ho ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Torovana ny aiko ary madiva hilentika ny androko; ny fasana sisa no miandry ahy.
Malagasy Bible 1865
Efa ho ritra ny aiko; Efa milopilopy ny androko; Efa miandry ahy ny fasana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa ho ritra ny aiko, efa mitsilopilopy ny androko, efa miandry ahy ny fasana.
malagasy
Efa ho ritra ny aiko; Efa milopilopy ny androko; Efa miandry ahy ny fasana.