Job 17:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo rehetra ireo, avia! Miverena e! Tsy mahita olon-kendry eo aminareo aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa avia indray àry ianareo rehetra, avia; dia tsy hahita olon-kendry iray aminareo va aho?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avia ka miverena avokoa, ianareo sakaizako. Fa tsy mahita izay olon-kendry teo aminareo aho.
Malagasy Bible 1865
Avia avokoa indray ary ianareo rehetra tsy mahita izay olon-kendry eo aminareo aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo rehetra ireo, avia! Miverena e! Tsy mahita olon-kendry eo aminareo aho.
malagasy
Avia avokoa indray ary ianareo rehetra tsy mahita izay olon-kendry eo aminareo aho.