Job 17:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihelina ny androko, voaongotra ny fikasako, dia izay hevitra nofikirin’ny foko indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lany ity ny androko, foana ny hevitra voakasako; dia ireo hevitra mba nolalaiko indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lasa ny androko; foana ny fikasàko, dia izay zavatra nirin’ny foko fatratra.
Malagasy Bible 1865
Mihelina ny androko, voaongotra ny fikasako. Dia izay hevitra fikirin'ny foko indrindra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihelina ny androko, voaongotra ny fikasako, dia izay hevitra nofikirin’ny foko indrindra.
malagasy
Mihelina ny androko, voaongotra ny fikasako. Dia izay hevitra fikirin'ny foko indrindra;