Job 17:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny alina dia ataon’ireny ho antoandro ary ny mazava dia ho efa akaiky, nefa tamy ihany ny maizina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny alina ataony ho andro, eo anatrehan’ny haizina, lazainy ho efa akaiky ny fahazavana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny alina ataon’ny sakaizako ho andro; ary rehefa tonga ny haizina, dia lazainy fa antomotra ny mazava.
Malagasy Bible 1865
Ny alina ataon'ireny ho antoandro, ary ny mazava ho efa akaiky, nefa tamy ihany ny maizina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny alina dia ataon’ireny ho antoandro ary ny mazava dia ho efa akaiky, nefa tamy ihany ny maizina.
malagasy
Ny alina ataon'ireny ho antoandro, ary ny mazava ho efa akaiky, nefa tamy ihany ny maizina.