Job 17:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola misy antenaiko dia ny fitoeran’ny maty fonenako ihany; ao amin’ny maizina no hamelarako ny fandrianako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na dia miandry aza aho, ny Seoly no fonenako; ao amin’ny haizina no amelarako ny fandriako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona indray no mbola antenaiko, afa-tsy ny toeran’ny maty ho fonenako? Ao amin’ny haiziny no hamelarako fandriana!
Malagasy Bible 1865
Raha mbola misy antenaiko, dia ny fiainan-tsi-hita fonenako ihany; Ao amin'ny maizina no hamelarako ny fandriako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola misy antenaiko dia ny fitoeran’ny maty* fonenako ihany; ao amin’ny maizina no hamelarako ny fandrianako.
malagasy
Raha mbola misy antenaiko, dia ny fiainan-tsi-hita fonenako ihany; Ao amin'ny maizina no hamelarako ny fandriako.[Heb. Sheola]