Job 17:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa aiza ary ny fanantenako? Ary iza no mahita azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nankaiza ny fanantenako? Iza no afa-kahita ny fanantenako?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa aiza àry ny fanantenako? Iza no mbola mahita azy?
Malagasy Bible 1865
Fa aiza ary ny fanantenako? Ary iza no mahita azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa aiza ary ny fanantenako? Ary iza no mahita azy?
malagasy
Fa aiza ary ny fanantenako? Ary iza no mahita azy?Midina any amin'ny vavahadin'ny fiainan-tsi-hita izany, raha mba hahita fitsaharana ao amin'ny vovoka aho.[Heb. Sheola]