Job 17:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Midina any amin’ny vavahadin’ny fitoeran’ny maty izany raha miara-mahita fitsaharana ao amin’ny vovoka izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nidina any am-bavahadin’ny Seoly izy; raha mba mahita fitsaharana ahay mantsy, any amin’ny vovoka!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miara-midina amiko any amin’ny toeran’ny maty izany, ary hiara-mihitsoka amiko eo amin’ny vovoka.
Malagasy Bible 1865
Midina any amin'ny vavahadin'ny fiainan-tsi-hita izany, raha mba hahita fitsaharana ao amin'ny vovoka aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Midina any amin’ny vavahadin’ny fitoeran’ny maty izany raha miara-mahita fitsaharana ao amin’ny vovoka izahay.
malagasy
Midina any amin'ny vavahadin'ny fiainan-tsi-hita izany, raha mba hahita fitsaharana ao amin'ny vovoka aho.[Heb. Sheola]