Job 17:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, mpaneso avokoa no manodidina ahy ary tsy mamela ahy hahita torimaso ny filany ady amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voahodidina mpaneso aho, misokatra ny masoko eo anoloan’ny fanevatevany ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa tsy ireo mpaneso ve no manodidina ahy ka ny filàny misotasota no tsy ahitako tory?
Malagasy Bible 1865
Eny, fanesoana tokoa no manodidina ahy, ary tsy maintsy mijery ny filany ady amiko aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, mpaneso avokoa no manodidina ahy ary tsy mamela ahy hahita torimaso ny filany ady amiko.
malagasy
Eny, fanesoana tokoa no manodidina ahy, ary tsy maintsy mijery ny filany ady amiko aho.