Job 17:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny fon’ireto dia voahidinao tsy hidiran’ny fahalalana; koa izany no tsy hanandratanao azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fony efa nohidinao tsy handray ny fahendrena, ka aza avelanao hisandratra ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nataonao very saina ireo sakaizako, koa tsy havelanao hirehareha amiko.
Malagasy Bible 1865
Fa ny fon'ireto dia voahidinao tsy hidiran'ny fahalalana; koa izany no tsy hanandratanao azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny fon’ireto dia voahidinao tsy hidiran’ny fahalalana; koa izany no tsy hanandratanao azy.
malagasy
Fa ny fon'ireto dia voahidinao tsy hidiran'ny fahalalana; koa izany no tsy hanandratanao azy.