Job 17:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny lehilahy manasa ny sakaizany hizara fananana izy nefa pahina ny mason’ny zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy miantso ny sakaizany hiara-kizara aminy nony efa mihareraka ny mason’ny zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no tonga amin’ilay ohabolana hoe: Manan-kozaraina amin’ny namana, kanefa dia mahajery voamason-janaka.
Malagasy Bible 1865
Izay manolotra ny sakaizany ho babo, dia ho pahina kosa ny mason'ny zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny lehilahy manasa ny sakaizany hizara fananana izy nefa pahina ny mason’ny zanany.
malagasy
Izay manolotra ny sakaizany ho babo, dia ho pahina kosa ny mason'ny zanany.