Job 17:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary efa nanao ahy ho ambentinteny amin’ny firenena Izy ary ny tavako ho fandrora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nataony fihomehezan’ny firenena aho; ilay olona fandrora amin’ny tavany aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho no ambentin-kiran’ny olona sy fandrorany an-tava hatrany.
Malagasy Bible 1865
Ary efa nanao ahy ho ambentinteny amin'ny firenena Izy, ka rorany mandrakariva ny tavako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary efa nanao ahy ho ambentinteny amin’ny firenena Izy ary ny tavako ho fandrora.
malagasy
Ary efa nanao ahy ho ambentinteny amin'ny firenena Izy, ka rorany mandrakariva ny tavako.