Job 17:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa pahina ny masoko noho ny alahelo; efa toy ny aloka ny rantsambatako rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voasaron’ny alahelo ny masoko, hoatra ny aloka sisa ny rantsam-batako rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa jembin’ny alahelo ny masoko, ary efa hoatra ny aloka sisa ny tenako.
Malagasy Bible 1865
Efa pahina ny masoko noho ny alahelo; Ary efa toy ny aloka ny momba ny tenako rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa pahina ny masoko noho ny alahelo; efa toy ny aloka ny rantsambatako rehetra.
malagasy
Efa pahina ny masoko noho ny alahelo; Ary efa toy ny aloka ny momba ny tenako rehetra.