Job 17:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ankona noho izany ny olona mahitsy ary ny tsy manan-tsiny dia mihendratra mahita ny mpihatsaravelatsihy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Talanjona amin’izany ny olona mahitsy fo; ary tezitra amin’ny tsy mivavaka ny tsy manan-tsiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankona noho izany ny olo-mahitsy, ary tezitra ny tsy manan-tsiny satria olona mpihatsaravelatsihy no ahitany ahy.
Malagasy Bible 1865
Ankona noho izany ny olona mahitsy, ary ny tsy manan-tsiny mihendratra mahita ny mpihatsaravela-tsihy.40
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ankona noho izany ny olona mahitsy ary ny tsy manan-tsiny dia mihendratra mahita ny mpihatsaravelatsihy.
malagasy
Ankona noho izany ny olona mahitsy, ary ny tsy manan-tsiny mihendratra mahita ny mpihatsaravela-tsihy.40