Job 17:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny marina dia mifikitra tsara amin’ny alehany ary izay madio tanana no hitombo hery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olo-marina anefa mifikitra mafy amin’ny lalany ary izay madio tanana miezaka amin-kerim-po tokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy izy: «Aoka ny marina hifikitra amin’ny lalany, ary aoka ny madio tanana hitombo fiezahana.»
Malagasy Bible 1865
Fa ny marina mifikitra tsara amin'ny halehany, ary izay madio tanana no hitombo hery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny marina dia mifikitra tsara amin’ny alehany ary izay madio tanana no hitombo hery.
malagasy
Fa ny marina mifikitra tsara amin'ny halehany, ary izay madio tanana no hitombo hery.