Job 18:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
miafina ao amin’ny tany ny fandrika haningotra azy ary ny tonta dia efa vonona eny an-dalana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fandrika harato miafina ao ambanin’ny tany hahavoa azy, ary longoa mitoto-bozaka no eny an-dalan-kalehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miafina eo amin’ny tany eo ny tady hamingana azy; ary efa misy longoa mitoto-bozaka eny an-dàlany.
Malagasy Bible 1865
Miafina ao amin'ny tany ny fandrika haningotra azy sy ny tonta eny an-dalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
miafina ao amin’ny tany ny fandrika haningotra azy ary ny tonta dia efa vonona eny an-dalana.
malagasy
Miafina ao amin'ny tany ny fandrika haningotra azy sy ny tonta eny an-dalana.