Job 18:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manodidina azy ny fampitahorana mampihorohoro azy ka mampivadi-po azy eny amin’ny alehany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manodidina azy hatraiza hatraiza ny fampitahorana, sady manenjika azy hatrany hatrany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manemitra azy hatraiza hatraiza ny horohoro ary manara-dia azy amin’izay alehany.
Malagasy Bible 1865
Fampitahorana no mampitahotra azy manodidina ka mampivadi-po azy eny amin'ny alehany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manodidina azy ny fampitahorana mampihorohoro azy ka mampivadi-po azy eny amin’ny alehany rehetra.
malagasy
Fampitahorana no mampitahotra azy manodidina ka mampivadi-po azy eny amin'ny alehany rehetra.