Job 18:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hamely azy ny mosary raha mbola ao amin’ny heriny izy ary efa vonona eo anilany ny fandringanana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mosary dia anjara saziny, ary ny faharinganana dia vonon-ko amin’izay hahalavoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lanin’ny mosary ny fahavitrihan’ny olon-dratsy ary mitoetra eo anilany ny fahantrana.
Malagasy Bible 1865
Liana azy ny loza, ary ny fandringanana dia vonona eo anilany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hamely azy ny mosary raha mbola ao amin’ny heriny izy ary efa vonona eo anilany ny fandringanana
malagasy
Liana azy ny loza, ary ny fandringanana dia vonona eo anilany;[Na: Lanin'ny mosary izy]