Job 18:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka handany tsikelikely ny hodiny; ny ratsambatany dia lanin’ny lahimatoan’ny fahafatesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lany ny hoditry ny rantsam-batany; lanin’ny lahy matoan’ny fahafatesana ny rantsam-batany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, laniny tsikelikely ny sombin-kodiny, ary kikisan’ny areti-mandoza ny rantsam-batany.
Malagasy Bible 1865
Eny, laniny tsikelikely ny hodiny; ny momba ny tenany dia lanin'ny lahimatoan'ny fahafatesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka handany tsikelikely ny hodiny; ny ratsambatany dia lanin’ny lahimatoan’ny fahafatesana.
malagasy
Eny, laniny tsikelikely ny hodiny; ny momba ny tenany dia lanin'ny lahimatoan'ny fahafatesana.