Job 18:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ongotana hiala amin’ny tranolainy izay nitokiany izy ka hoentinao eo amin’ilay mpanjaka mampahatahotra indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsoahany izy hiala ao an-dainy, izay nitokiany handriana feizay, ka tarihina ho any amin’ilay Mpanjakan’ny fampitahorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoesorina amin’ny fonenany azo antoka izy ka hoentina eo anatrehan’ilay mpanjaka Rafahafatesana.
Malagasy Bible 1865
Ongotana hiala amin'ny lainy ny zavatra itokiany, ka tsy maintsy ho entina ho amin'ilay mpanjaka mampahatahotra indrindra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ongotana hiala amin’ny tranolainy izay nitokiany izy ka hoentinao eo amin’ilay mpanjaka mampahatahotra indrindra.
malagasy
Ongotana hiala amin'ny lainy ny zavatra itokiany, ka tsy maintsy ho entina ho amin'ilay mpanjaka mampahatahotra indrindra izy.