Job 18:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahazo mitoetra ao an-dainy ianao: Tsy azy intsony izany; solifara no hafafy amin’ny fonenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misy monina eo an-dainy ny ankohonany; nofafazana solifara ny fonenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy mpipetraka ny tranony ka azo itoerana, dia hofafazana solifara ny faritra fonenany.
Malagasy Bible 1865
Izay tsy taranany no hitoetra ao amin'ny lainy; Solifara no hafafy amin'ny fonenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahazo mitoetra ao an-dainy ianao: Tsy azy intsony izany; solifara no hafafy amin’ny fonenany.
malagasy
Izay tsy taranany no hitoetra ao amin'ny lainy; Solifara no hafafy amin'ny fonenany.