Job 18:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maina ny fotony ao ambany ary tapaka ny rantsany eo ambony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ao ambany izy maim-paka, eo ambony kosa tapa-drantsana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ho tonga toy ny hazo efa ho faty izy; mihamaina ny fakany avy ao ambany ary mihamalazo ny raviny avy any ambony.
Malagasy Bible 1865
Maina ny fakany ao ambany, ary tapaka ny rantsany eo ambony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maina ny fotony ao ambany ary tapaka ny rantsany eo ambony.
malagasy
Maina ny fakany ao ambany, ary tapaka ny rantsany eo ambony.[Na: malazo]