Job 18:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho very tsy ho eo amin’ny tany ny fahatsiarovana azy ary tsy malaza eny ivelany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahatsiarovana azy, foana amin’ny tany; efa very anarana amin’ny faritany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho foana eto amin’ity tany ity ny fahatsiarovana ny olon-dratsy, ary efa hadino hatrany ivelany ny anarany.
Malagasy Bible 1865
Ny fahatsiarovana azy dia very tsy ho eo amin'ny tany. Ary tsy malaza eny ivelany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho very tsy ho eo amin’ny tany ny fahatsiarovana azy ary tsy malaza eny ivelany izy.
malagasy
Ny fahatsiarovana azy dia very tsy ho eo amin'ny tany. Ary tsy malaza eny ivelany izy.