Job 18:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy manana fara aman-dimby eo amin’ny fireneny izy ka tsy misy olona tavela ao amin’ny toerana nonenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mamela fara aman-dimby amin’ny fokony izy; ary tsy misy velona ny ao amin’ny fonenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho lany tamingana tsy hamela taranaka izy ary tsy hisy ho velona ny ao amin’ny fonenany.
Malagasy Bible 1865
Tsy manana fara mandimby eo amin'ny fireneny izy, ka tsy misy tsy tratry ny loza ny ao amin'ny fonenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy manana fara aman-dimby eo amin’ny fireneny izy ka tsy misy olona tavela ao amin’ny toerana nonenany.
malagasy
Tsy manana fara mandimby eo amin'ny fireneny izy, ka tsy misy tsy tratry ny loza ny ao amin'ny fonenany.