Job 18:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandra-pahoviana no hanisy fandrika amin’ny teny ianareo? Mba hendre aloha dia vao hiteny izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Rahoviana ihany vao taperinao izany teny izany? Manàna saina aloha ianao vao miresaka isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rahoviana no hatsahatrareo roa lahy izany teny izany? Mieritrereta aloha ianareo; izay isika vao miresaka!
Malagasy Bible 1865
Mandra-pahoviana no hamandrika teny ianareo? Mba hendre aloha, dia vao hiteny izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandra-pahoviana no hanisy fandrika amin’ny teny ianareo? Mba hendre aloha dia vao hiteny izahay.
malagasy
Mandra-pahoviana no hamandrika teny ianareo? Mba hendre aloha, dia vao hiteny izahay.