Job 18:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny manjo azy dia italanjonan’ny any andrefana ary raiki-tahotra ny any atsinanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny firenena andrefana, talanjona amin’ny faharavàny; ny Tatsinanana koa raiki-tahotra amin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Igagan’ny any Andrefana ny fahavoazany, ka mampihorohoro ny any Atsinanana.
Malagasy Bible 1865
Ny manjo azy dia italanjonan'ny any andrefana, ary ny any atsinanana raiki-tahotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny manjo azy dia italanjonan’ny any andrefana ary raiki-tahotra ny any atsinanana.
malagasy
Ny manjo azy dia italanjonan'ny any andrefana, ary ny any atsinanana raiki-tahotra.Izany tokoa no anjaran'ny ratsy fanahy, ary izany no manjo ny tsy mahalala an'Andriamanitra.