Job 18:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany tokoa no iafaran’ny fonenan’ny ratsy fanahy ary izany no manjo ny toeran’ny tsy mahalala an’Andriamanitra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no fonenan’ny tsy mivavaka; toy izany no fitoeran’ny olona tsy mahalala an’Andriamanitra».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Toy izany, hoy ireo, no miandry ny fonenan’ny mpanao ratsy; izao no manjo ny toerana izay tsy niekena an’Andriamanitra.»
Malagasy Bible 1865
Izany tokoa no anjaran'ny ratsy fanahy, ary izany no manjo ny tsy mahalala an'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany tokoa no iafaran’ny fonenan’ny ratsy fanahy ary izany no manjo ny toeran’ny tsy mahalala an’Andriamanitra!
malagasy
Izany tokoa no anjaran'ny ratsy fanahy, ary izany no manjo ny tsy mahalala an'Andriamanitra.