Job 18:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry ilay mamiravira tena amin’ny fahatezerana, noho ny aminao va no hahatonga ny tany ho lao ary ny vatolampy hafindra hiala amin’ny toerany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao izay mamiravira tena amin’ny hatezerana indray, noho ny aminao ve, dia tianao ho lao ny tany, ary hafindra toerana ny vatolampy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ianao kosa, ry Jôba, izay mampahory tena amin’ny fahatezeranao, noho ny aminao ve no hahalao ny tany sy hampifindra toerana ny vatolampy?
Malagasy Bible 1865
Ry ilay mamiravira tena amin'ny fahatezerana, noho ny aminao va no hahatonga ny tany ho lao, ary ny vatolampy hafindra hiala amin'ny fitoerany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry ilay mamiravira tena amin’ny fahatezerana, noho ny aminao va no hahatonga ny tany ho lao ary ny vatolampy hafindra hiala amin’ny toerany?
malagasy
Ry ilay mamiravira tena amin'ny fahatezerana, noho ny aminao va no hahatonga ny tany ho lao, ary ny vatolampy hafindra hiala amin'ny fitoerany?