Job 18:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny mazava dia hanjary maizina ao amin’ny tranolainy ary ny jirony eo amboniny dia ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hanjòmbona ny andro eo an-dainy, ho faty ny jirony eo amboniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hazavana hihamaizina ao an-tranony; ary ho faty ny fanaovan-jiro eo amboniny.
Malagasy Bible 1865
Ny mazava manjary maizina ao amin'ny lainy, ary ny jirony eo amboniny dia maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny mazava dia hanjary maizina ao amin’ny tranolainy ary ny jirony eo amboniny dia ho faty.
malagasy
Ny mazava manjary maizina ao amin'ny lainy, ary ny jirony eo amboniny dia maty.