Job 18:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny diany izay navitrika teo aloha dia hiha ety ary ny fisainany ihany no handavo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy efa mafy famindra dia ho voatery ny diany, hafainganin’ny saim-pantany ny fahalavoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiambakavaka ilay famindrany matoky iny, ary ho lavon’ny foto-pisainany ihany izy;
Malagasy Bible 1865
Etena ny herin'ny diany, ary ny fisainany ihany no mandavo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny diany izay navitrika teo aloha dia hiha ety ary ny fisainany ihany no handavo azy.
malagasy
Etena ny herin'ny diany, ary ny fisainany ihany no mandavo azy.