Job 18:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny tongony ihany no mahatonga azy eo amin’ny fandrika harato ka manitsaka eo amin’ny harato izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Afatratry ny tongony amin’ny harato izy; mandia fandrika izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ny tongony no hitarika azy ho amin’ny harato, ka dia handroso ho voasingotra avy hatrany izy.
Malagasy Bible 1865
Fa ny tongony ihany no mahatonga azy eo amin'ny fandrika harato, ka manitsaka eo amin'ny harato izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny tongony ihany no mahatonga azy eo amin’ny fandrika harato ka manitsaka eo amin’ny harato izy;
malagasy
Fa ny tongony ihany no mahatonga azy eo amin'ny fandrika harato, ka manitsaka eo amin'ny harato izy;