Job 18:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
azon’ny fandrika ny voditongony ary voahazon’ny tadivavarana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Azon’ny fandrika ny ombalahitongony, voatanan’ny tadivavarana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho azon’ny fandrika ny ombalahintongony, ary hangeja azy mafy ny tadivavarana.
Malagasy Bible 1865
Azon'ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon'ny tadivavarana
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
azon’ny fandrika ny voditongony ary voahazon’ny tadivavarana;
malagasy
Azon'ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon'ny tadivavarana