Job 19:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nandrava ahy manodidina Izy ka efa ho faty aho; efa nofongorany tahaka ny hazo ny fanantenako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nohadiny manodidina ny ao ambaniko, ka mianjera aho; nofongorany toy ny hazo ny fanantenako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toa trano narodany hatraiza hatraiza aho ka potika ary nongotany toa fanongotra hazo ny fanantenàko.
Malagasy Bible 1865
Efa nandrava ahy manodidina Izy, ka efa ho faty aho; Ary efa nofongorany tahaka ny hazo ny fanantenako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nandrava ahy manodidina Izy ka efa ho faty aho; efa nofongorany tahaka ny hazo ny fanantenako.
malagasy
Efa nandrava ahy manodidina Izy, ka efa ho faty aho; Ary efa nofongorany tahaka ny hazo ny fanantenako.