Job 19:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampirehetiny tamiko ny fahatezerany ka nataony ho fahavalony aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nirehitra tamiko ny fahatezerany, ka nataony fitondra fahavalo aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nirehitra tamiko ny fahatezerany, ka nataony toy ny fahavalo aho.
Malagasy Bible 1865
Dia nampirehetiny tamiko ny fahatezerany, ka nataony ho fahavalony aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampirehetiny tamiko ny fahatezerany ka nataony ho fahavalony aho.
malagasy
Dia nampirehetiny tamiko ny fahatezerany, ka nataony ho fahavalony aho.