Job 19:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miara-mandroso ny antokon’ny miaramilany ary manandratra tovon-tany hamelezany ahy izy ka mitoby manodidina ny tranolaiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indray nirohotra ny antoko-miaramilany, nisava lalana hankanesany atỳ amiko, dia nanao fahirano ny laiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tafangona avokoa ireo andia-miaramilany ka nitady lalana hahatrarana ahy ary mitoby nanao fahirano ny laiko.
Malagasy Bible 1865
Miara-mandroso ny antokon'ny miaramilany ary manandratra tovon-tany hamelezany ahy izy ka mitoby manodidina ny laiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miara-mandroso ny antokon’ny miaramilany ary manandratra tovon-tany hamelezany ahy izy ka mitoby manodidina ny tranolaiko.
malagasy
Miara-mandroso ny antokon'ny miaramilany ary manandratra tovon-tany hamelezany ahy izy ka mitoby manodidina ny laiko.