Job 19:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy eto intsony ny havako ary ny sakaizako dia efa nanadino ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny havako nandao ahy. Ny olona nifankazatra amiko nanadino ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny havako akaiky efa nihatakataka tamiko, ireo sakaizako efa nanadino ahy.
Malagasy Bible 1865
Efa tsy misy eto intsony ny havako, ary ny sakaizako efa nanadino ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy eto intsony ny havako ary ny sakaizako dia efa nanadino ahy.
malagasy
Efa tsy misy eto intsony ny havako, ary ny sakaizako efa nanadino ahy.