Job 19:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vahiny izay mitoetra ao an-tranoko sy ny mpanompovaviko aza dia samy manao ahy ho olon-kafa; tonga olon-ko azy eo imasony aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mponina ao an-tranoko sy ny ankizy vaviko manao ahy ho olon-kafa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vahiny nampiantranoiko sy ny mpiasako dia nihevitra ahy ho olon-kafa; eny, tonga tsy fantany intsony aho.
Malagasy Bible 1865
Ny vahiny izay mitoetra ao an-tranoko sy ny ankizivaviko aza samy manao ahy ho olon-kafa; Tonga olon-ko azy eo imasony aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vahiny izay mitoetra ao an-tranoko sy ny mpanompovaviko aza dia samy manao ahy ho olon-kafa; tonga olon-ko azy eo imasony aho.
malagasy
Ny vahiny izay mitoetra ao an-tranoko sy ny ankizivaviko aza samy manao ahy ho olon-kafa; Tonga olon-ko azy eo imasony aho.