Job 19:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Antsoiko ny mpanompoko nefa tsy namaly ahy izy; mifona aminy amin’ny vavako aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
olon-tsy fantatra eo imasony aho. Miantso ny mpanompoko aho, tsy valiany akory; voatery hilela-paladia azy amin’ny vavako aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Antsoiko ny mpanompoko fa tsy mamaly na dia efa nitalahoako fatratra aza.
Malagasy Bible 1865
Antsoiko ny mpanompoko, nefa tsy namaly ahy izy; Mifona aminy amin'ny vavako aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Antsoiko ny mpanompoko nefa tsy namaly ahy izy; mifona aminy amin’ny vavako aho.
malagasy
Antsoiko ny mpanompoko, nefa tsy namaly ahy izy; Mifona aminy amin'ny vavako aho.