Job 19:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fofonaiko dia mahaloiloy ny vadiko ary maharikoriko ny zanak’Ineny aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahaloiloy ny vadiko ny fofon’aiko, mifona amin’izay iray tam-po amiko aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mahatanty ny fofonaiko intsony ny vadiko ary tofoka amiko koa ireo zanaka naterako.
Malagasy Bible 1865
Ny fofonaiko mahaloiloy ny vadiko, ary maharikoriko ny zanak'ineny aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fofonaiko dia mahaloiloy ny vadiko ary maharikoriko ny zanak’Ineny aho.
malagasy
Ny fofonaiko mahaloiloy ny vadiko, ary maharikoriko ny zanak'ineny aho.