Job 19:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, ny ankizilahy madinika aza dia mamingavinga ahy; raha te hitsangana aho dia miteny mamely ahy ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ankizy madinika aza, mamingavinga ahy, nony mba mitsangana aho anaovany kivalavala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamingavinga ahy hatramin’ny ankizy kely; fa raha mitsangan-kamindra aho, dia esoiny.
Malagasy Bible 1865
Eny, ny ankizilahy madinika aza mamingavinga ahy; Raha te-hitsangana aho, dia miteny mamely ahy ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, ny ankizilahy madinika aza dia mamingavinga ahy; raha te hitsangana aho dia miteny mamely ahy ireny.
malagasy
Eny, ny ankizilahy madinika aza mamingavinga ahy; Raha te-hitsangana aho, dia miteny mamely ahy ireny.