Job 19:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandra-pahoviana no hampalahelovanareo ny fanahiko sy hanorotoroanareo ahy amin’ny fiteny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mandra-pahoviana no hampahorianareo ny fanahiko, sy hamizananareo ahy amin’ny teninareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hafiriana no mbola hampahorianareo ahy ka handrerahanareo ahy amin’ny fitenenana?
Malagasy Bible 1865
Mandra-pahoviana no hampalahelovanareo ny fanahiko sy hanorotoroanareo ahy amin'ny fiteny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandra-pahoviana no hampalahelovanareo ny fanahiko sy hanorotoroanareo ahy amin’ny fiteny?
malagasy
Mandra-pahoviana no hampalahelovanareo ny fanahiko sy hanorotoroanareo ahy amin'ny fiteny?