Job 19:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny taolako dia miraikitra amin’ny hoditro sy ny nofoko ary ny akanjonifiko ihany no hany sisa azoko enti-mandositra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny taolako, tafaraikitra amin’ny hoditra ama-nofoko, ny akanjo-nifiko no hany nentiko nilefa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taolana mifono hoditra sisa aho ankehitriny; ary ny akanjo-nifiko no hany entiko mandositra.
Malagasy Bible 1865
Ny taolako miraikitra amin'ny hoditro sy ny nofoko, ary ny akanjo-nifiko ihany no hany sisa azoko enti-mandositra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny taolako dia miraikitra amin’ny hoditro sy ny nofoko ary ny akanjonifiko ihany no hany sisa azoko enti-mandositra.
malagasy
Ny taolako miraikitra amin'ny hoditro sy ny nofoko, ary ny akanjo-nifiko ihany no hany sisa azoko enti-mandositra.