Job 19:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamindrà fo amiko, mamindrà fo amiko ianareo, ry sakaizako ô, fa namely ahy ny tanan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo sakaizako ahay, no mba mamindrà fo, mamindrà fo amiko, fa nasian’ny tanan’Andriamanitra aho ity!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iantrao dia iantrao aho, ry sakaizako isany, fa ny tanan’Andriamanitra no namely ahy.
Malagasy Bible 1865
Mamindrà fo amiko, mamindrà fo amiko ianareo, ry sakaizako ô; fa ny tànan'Andriamanitra efa mikasika ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamindrà fo amiko, mamindrà fo amiko ianareo, ry sakaizako ô, fa namely ahy ny tanan’Andriamanitra.
malagasy
Mamindrà fo amiko, mamindrà fo amiko ianareo, ry sakaizako ô; fa ny tànan'Andriamanitra efa mikasika ahy.