Job 19:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana no manenjika ahy tahaka an’Andriamanitra koa ianareo ka tsy mety afa-po amin’ny nofoko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana no dia manenjika ahy, tahaka an’Andriamanitra koa ianareo, ka tsy mety ho boboky ny nofoko?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana no manenjika ahy tahaka an’Andriamanitra koa ianareo ka tsy sasatry ny mampijaly ahy?
Malagasy Bible 1865
Nahoana no manenjika ahy tahaka an'Andriamanitra koa ianareo ka tsy mety afa-po amin'ny nofoko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana no manenjika ahy tahaka an’Andriamanitra koa ianareo ka tsy mety afa-po amin’ny nofoko?
malagasy
Nahoana no manenjika ahy tahaka an'Andriamanitra koa ianareo ka tsy mety afa-po amin'ny nofoko?