Job 19:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Enga anie ka ho voasoratra amin’ny vy fanoratana sady voaisy firaka eo amin’ny vatolampy ho mandrakizay izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha mba fisokirana vy mbamin’ny firaka no isokirana azy amin’ny vatolampy ho mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Enga anie ka ho voasokitra amin’ny fandrabỳ izany sady harahina loko firaka isaky ny litera ka haharitra mandrakizay eo amin’ny vatolampy.
Malagasy Bible 1865
Enga anie ka ho voasoratra amin'ny vy fanoratana sady voasy firaka eo amin'ny vatolampy ho mandrakizay izy!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Enga anie ka ho voasoratra amin’ny vy fanoratana sady voaisy firaka eo amin’ny vatolampy ho mandrakizay izy!
malagasy
Enga anie ka ho voasoratra amin'ny vy fanoratana sady voasy firaka eo amin'ny vatolampy ho mandrakizay izy!