Job 19:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa raha izaho dia fantatro fa velona ny Mpanavotra ahy ka hitsangana any am-parany eo ambonin’ny vovoka Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatro fa velona ny mpamaly ra ho ahy, ka hitsangana farany eo ambonin’ny vovoka izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatro fa velona ny Mpanavotra ahy; ka hitsangana farany eo amin’ny tany Izy.
Malagasy Bible 1865
Kanefa raha izaho, dia fantatro fa velona ny Mpanavotra ahy, ka hitsangana any am-parany eo ambonin'ny vovoka Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa raha izaho dia fantatro fa velona ny Mpanavotra ahy ka hitsangana any am-parany eo ambonin’ny vovoka Izy.
malagasy
Kanefa raha izaho, dia fantatro fa velona ny Mpanavotra ahy, ka hitsangana any am-parany eo ambonin'ny vovoka Izy.[Heb. Goela][Na: ho farany]