Job 19:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa levona ny hoditro, izao simba izao, sady afaka amin’ny nofoko aho, dia hahita an’Andriamanitra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary amin’izay, dia izao taolako mitafy ny hodiny, dia ny nofoko izao no ahitako an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa mihintsana izao hoditro izao ka ho afaka amin’ny nofoko aho, dia hahita an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa levona ny hoditro, izao simba izao, sady afaka amin'ny nofoko aho, dia hahita an'Andriamanitra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa levona ny hoditro, izao simba izao, sady afaka amin’ny nofoko aho, dia hahita an’Andriamanitra;
malagasy
Ary rehefa levona ny hoditro, izao simba izao, sady afaka amin'ny nofoko aho, dia hahita an'Andriamanitra;[Na: Dia hahita an'Andriamanitra amin'ny nofoko aho]