Job 19:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, izaho no hahita Azy ary ny masoko no hijery fa tsy olon-kafa. Efa matim-paniriana ny saiko ato anatiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny izaho izao no hahita Azy, ny masoko no hahita Azy, fa tsy olon-kafa. Matim-paniriana izany ny foko ato anatiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, izaho mihitsy no hijery Azy, ka ny masoko no hahita fa tsy ny hafa. Efa sasa-miandry izany ny foko ato anaty.
Malagasy Bible 1865
Eny, izaho no hahita Azy, ary ny masoko no hijery, fa tsy olon-kafa. Efa matim-paniriana ny saiko ato anatiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, izaho no hahita Azy ary ny masoko no hijery fa tsy olon-kafa. Efa matim-paniriana ny saiko ato anatiko.
malagasy
Eny, izaho no hahita Azy, ary ny masoko no hijery, fa tsy olon-kafa. Efa matim-paniriana ny saiko ato anatiko.[Heb. voako]