Job 19:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha hoy ianareo: Fomba ahoana no hanenjehantsika azy? Dia hohitantsika ao anatiny ny fototry ny mahameloka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izay ianareo va hilaza hoe: ‹Nahoana isika no nanenjika azy?› fa ho hita ny mahamarina ny adiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ianareo hoe: «Ahoana no fanenjika azy, hahitana izay anton-javatra hitsarana azy?»
Malagasy Bible 1865
Raha hoy ianareo: Andeha hanenjika azy fatratra isika. Fa hita ao anatiny ny fototry ny mahameloka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha hoy ianareo: Fomba ahoana no hanenjehantsika azy? Dia hohitantsika ao anatiny ny fototry ny mahameloka azy.
malagasy
Raha hoy ianareo: Andeha hanenjika azy fatratra isika. Fa hita ao anatiny ny fototry ny mahameloka azy.[Heb. anatiko][Heb. ahy]Dia matahora ny sabatra ianareo; Fa ny fahatezerana dia heloka mendrika ny hovalian-tsabatra, mba ho fantatrareo fa misy fitsarana.