Job 19:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia matahora ny sabatra ianareo; fa ny fahatezerana dia heloka mendrika ny hovalian-tsabatra mba ho fantatrareo fa misy fitsarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny tenanareo no aoka hatahoranareo ny sabatra amin’izay; fa mahatsiravina ny famalian’ny sabatra, ary ho fantatrareo fa misy fitsarana marina».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa matahora ny sabatra ianareo, fa hovalian-tsabatra ny di-dohanareo; ary ho fantatrareo fa misy fitsarana.
Malagasy Bible 1865
Dia matahora ny sabatra ianareo; Fa ny fahatezerana dia heloka mendrika ny hovalian-tsabatra, mba ho fantatrareo fa misy fitsarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia matahora ny sabatra ianareo; fa ny fahatezerana dia heloka mendrika ny hovalian-tsabatra mba ho fantatrareo fa misy fitsarana.
malagasy
Dia matahora ny sabatra ianareo; Fa ny fahatezerana dia heloka mendrika ny hovalian-tsabatra, mba ho fantatrareo fa misy fitsarana.